Tonga am'zany tanàna

11/12,2021

Tonga eto Antananarivo indray e. Izao izany vao arak'ilay hiran'ny bandy kely fahiny manao hoe:
Tonga am'zany tanàna letsy aho a ! ♩
Tonga am'zany tanàna letsy aho a ! ♬
Tonga soa ah' ho'ah. ♬ 'Sôtsaaa an'Anjemantsa ! ♩

●UEVHSEICHBxbWkZdVFlFR1ldU1pdXh hHQ1paXUEWUldeHElZQEIYDgcKCQcM BAAAAQcCAQ8GCwAJ●