Rastah mpaka sary

plastika sy akoholahy

Nampidirin'i lerastah ao anatin'ny Ankapobeny - 20 Feb, 2018

Lamaody 1 : Tovolahy manao koafira «akoholahy-fataka» sy pataloha rotidrotika «destroy».

Lamaody 2 : Tovolahy misarona plastika amin'andro tsy avy orana.

Hoy ilay hira fahiny hoe :« Inona no jerijerenao aty ? » ( YouTube ).
Hoy kosa ity tovolahy ity kosa hoe : « Ary aza mifampijerijery ry anona a ! »
http://k-i-r-e-i.tumblr.com/post/169358259580


Hampiditra hevitra
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article